Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pila

Pila

(Pìla) [Vato Fikosoham-bary].

Loham-pianakaviana teo amin’ny Israely, na solontenan’ny fianakaviana iray nantsoina hoe Pila. Nanisy tombo-kase an’ilay “fianianana” natao taorian’ny sesitany izy.​—Ne 9:38; 10:1, 14, 24.