Pildasy
(Pildàsy).
Zanak’i Nahora rahalahin’i Abrahama izy, ary ny anarany no voatonona fahenina amin’ireo valo lahy naterak’i Nahora sy Milka.—Ge 22:21-23; 11:29.