Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Piltahy

Piltahy

(Piltàhy) [fanafohezana ny hoe Pelatia, izay midika hoe “Nanafaka i Jehovah”].

Lohan’ny fianakaviamben-dry Moadia. Fianakaviamben’ny mpisorona taorian’ny sesitany izy io, tamin’ny andron’i Joiakima mpandimby an’i Jesoa.​—Ne 12:12, 17.