Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Pora, II

Pora, II

Teny hita ao amin’ny Estera 3:7 sy 9:24, 26. Tsy teny hebreo izy io, ary midika hoe “antsapaka” (heb.: gôhral; jereo ANTSAPAKA.) “Porima” izy io amin’ny endriny milaza maro. (Es 9:26, 28-32) Mitovy amin’ilay teny akadianina hoe poro (“antsapaka”) ny hoe “pora.” Io no niavian’ny anaran’ilay fety jiosy hoe Porima.​—Jereo PORIMA.