Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Rabita

Rabita

(Rabìta) [Maro; Be dia Be].

Toerana teo amin’ny sisin-tanin’i Isakara, araka ny soratra nataon’ny Masoreta. (Js 19:17, 18, 20) Voalaza fa izy io ihany no i Daberata, izay heverina fa i Kirbet Dabora (Horvat Devora). (Js 19:12) Manamarina izany ny Sora-tanana Vaticanus No. 1209 tamin’ny taonjato fahefatra: Dabirôn no ao fa tsy “Rabita.”​—Jereo DABERATA.