Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Rakata

Rakata

(Rakàta).

Tanàna voaro mafin’ny fokon’i Naftaly. (Js 19:32, 35) Misy mihevitra azy io ho i Kirbet el-Koneitireh (Tel Rakkat), eo amoron’ny Ranomasin’i Galilia, eo avaratra kelin’i Tiberiasy.