Rakona
(Rakòna).
Tanàna voatonona rehefa nofaritana ny sisin-tanin’i Dana. (Js 19:40, 41, 46) Misy mihevitra azy io ho i Tell er-Rekkeit, eo avaratra kelin’i Tel Aviv-Yafo, eo amoron’ny Ranomasina Mediterane.