Ramia
(Ramìa).
1. [Nikotroka i Jehovah; Tabataban’i Jehovah]. Anisan’ireo niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela. Soratana hoe Relaia koa indraindray ny hoe Ramia.—Ne 7:7; Ezr 2:2.
2. [mety hidika hoe Avo (Misandratra) i Jah]. Israelita anisan’ireo “taranak’i Parosy” nandroaka ny vadiny hafa firenena niaraka tamin’ny zanany, noho ny fampirisihan’i Ezra.—Ezr 10:10, 11, 25, 44.