Reaia
(Reaià) [Nahita i Jah].
1. Zanakalahin’i Sobala, ary taranak’i Joda. (1Ta 4:1, 2) Mety ho izy ihany ilay hoe Haroe. (1Ta 2:52) Mitovitovy mantsy ny fanoratra ny hoe Reaia sy Haroe, amin’ny teny hebreo.
2. Robenita razamben’ny Jiosy sasany nataon’i Tiglato-pilesera III sesitany.—1Ta 5:5, 6.
3. Razamben’ny Netinima sasany nody tany Jerosalema, taorian’ny sesitany tany Babylona.—Ezr 2:1, 43, 47; Ne 7:6, 46, 50.