Reba HANDEFA Reba (Rèba) [mety hidika hoe Ampahefany]. Iray amin’ireo mpanjaka midianita dimy novonoin’ny Israelita, ho valin’ny nitaoman’ny Midianina azy ireo hijangajanga. (No 31:2, 8) Nofehezin’ny Amorita angamba izy dimy ireo, ka nantsoina koa hoe “andrianan’i Sihona.”—Js 13:21. Hanao Pirinty Hizara Hizara Reba Fandalinana ny Soratra Masina Reba Malagasy Reba https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 734