Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Rehobota-ira

Rehobota-ira

(Rehôbôta-ìra) [Toerana (na Tany) Malalaky ny Tanàna].

Angamba tanàna tany akaikin’i Ninive fahiny. Naorin’i Nimroda izy io, saingy tsy fantatra hoe taiza marina no nisy azy.​—Ge 10:10, 11.