Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Relaia

Relaia

(Relaià).

Anisan’ireo voatonona anarana niaraka tamin’ireo lohandohany toa an’i Zerobabela sy Jesoa, eo am-piandohan’ny lisitr’ireo niala tany Babylona ary niverina tany Jerosalema, tamin’ny 537 T.K. (Ezr 2:1, 2) Fomba hafa anoratana ny anarany koa ny hoe Ramia (midika hoe “Nikotroka i Jehovah; Tabataban’i Jehovah”).​—Ne 7:7.