Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Reo

Reo

(Rèo) [Sakaiza; Namana].

Zanakalahin’i Palega, ary rain’i Seroga. Asehon’ny tetirazana fa taranak’i Sema i Reo, ary taranak’i Reo i Abrahama. (1Ta 1:24-27) Velona 239 taona (2239-2000 T.K.) i Reo, ary anisan’ny razamben’i Jesosy Kristy.​—Ge 11:18-21; Lk 3:35.