Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Resa, II

Resa, II

[ר].

Litera faha-20 amin’ny abidy hebreo. Mitovitovy ny fanoratra ny hoe rehsh [ר] sy hoe dalet [ד] ka indraindray nafangaron’ny mpanao dika soratra.

Samy manomboka amin’ny rehsh ireo andininy valo ao amin’ny Salamo 119:153-160, amin’ny teny hebreo.