Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Rezefa

Rezefa

(Rezèfa).

Toerana nireharehan’i Sankeriba tamin’i Hezekia Mpanjaka fa anisan’ireo “firenena” naringan’ny mpanjaka asyrianina. (2Mp 19:8-12; Is 37:12) Tsy fantatra hoe taiza marina izy io, satria maromaro ny toerana nantsoina hoe Rezefa. Anisan’izany ny toerana iray fahiny heverina fa i Rosaʼfeh any andrefan’i Eofrata, tokony ho 145 km atsimon’i Harana ankehitriny, izany hoe any akaikin’ilay toerana heverina fa i Gozana (voatonona miaraka amin’i Rezefa).