Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ribay

Ribay

(Ribày) [mety ho fanafohezana ny hoe Jeribay, izay midika hoe “Hiady Anie Izy; Niady [ho Antsika] teo Amin’ny Fitsarana Izy”].

Benjamita avy any Gibea. Anisan’ireo mpiady malaza “telopolo” lahy tao amin’ny tafik’i Davida i Itahy zanany.​—2Sa 23:24, 29; 1Ta 11:31.