Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sage

Sage

(Sagè).

Hararita rain’i Jonatana lehilahy maherin’i Davida. (1Ta 11:26, 34) “Jonatana, Sama Hararita” no lazain’ny andininy mifanitsy amin’io ao amin’ny 2 Samoela 23:32, 33. Eken’ny maro fa nisy hoe “zanak’i” teo, saingy tsy fantatra ny antony tsy nampisy an’izany intsony. Ho toy izao ilay fehezanteny, raha averina amin’ny laoniny izy io: “Jonatana, [zanak’i] Sama Hararita.” Toa anarana hafa iantsoana an’i Sage ny hoe Sama.