Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sahazoma

Sahazoma

(Sahazòma) [Toerana Be Voninahitra].

Toerana teo amin’ny sisin-tanin’i Isakara. (Js 19:17, 22) Teo anelanelan’i Beti-semesy sy ny Tendrombohitra Tabara izy io saingy tsy fantatra ny tena nisy azy.