Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sakara

Sakara

(Sakàra) [Karama].

1. Lehilahy hararita ary rain’i Ahiama, miaramilan’i Davida. (1Ta 11:26, 35) Antsoina hoe Sarara i Sakara ao amin’ny 2 Samoela 23:33.

2. Ny fahefatra tamin’izy efa-dahy zanak’i Obeda-edoma, ary anisan’ny mpiandry vavahady tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka.​—1Ta 26:1, 4.