Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Salisa

Salisa

(Salìsa).

‘Faritra’ nolalovan’i Saoly, tamin’izy nitady ny ampondravavin-drainy. (1Sa 9:3, 4) Azo inoana fa tany amin’io faritra io no nisy an’i Bala-salisa. (2Mp 4:42) Misy milaza an’i Bala-salisa ho i Kafr Tolt, tokotokony ho 20 km any avaratrandrefan’i Gilgala.​—Jereo BALA-SALISA.