Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Salma

Salma

(Salmà).

1. Taranak’i Joda sady razamben’i Davida. (1Ta 2:3-5, 9-15) Antsoina koa hoe Salmona izy.​—Rt 4:12, 18-22; Lk 3:32; jereo SALMONA No. 1.

2. Razamben’ireo nonina tany Betlehema, Netofa, Atrota-beti-joaba, mbamin’ny hafa koa. (1Ta 2:51, 54) Zanakalahin’i Hora izy ary anisan’ny taranak’i Kaleba ao amin’ny tetirazan’i Joda.​—1Ta 2:4, 5, 9, 18, 19, 50, 51.