Salo
(Sàlo).
1. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Simeona sady rain’i Zimry. Novonoina ho faty teo amin’ny Lemak’i Moaba io Zimry io satria naloto fitondran-tena.—No 25:14.
2. Benjamita nonina tao Jerosalema, taorian’ny sesitany. Zanakalahin’i Mesolama izy.—1Ta 9:3, 7; Ne 11:7.
3. Lohan’ny fianakaviana mpisorona izy, ary niverina tany Jerosalema niaraka tamin’i Zerobabela. Ne 12:1, 7) Ny anaran’i Salay no hita eo amin’ny toerana tokony hisy ny anaran’i Salo, ao amin’ny lisitry ny fianakaviambe tatỳ aoriana.—Ne 12:20.
(