Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Samay

Samay

(Samày) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mandre; mihaino”].

1. Taranak’i Jeramela ao amin’ny tetirazan’i Joda. Zanakalahin’i Onama i Samay sady rain’i Nadaba sy Abisora.​—1Ta 2:4, 5, 9, 26, 28, 32.

2. Taranak’i Kaleba ao amin’ny tetirazan’i Joda. Zanakalahin’i Rekema i Samay sady rain’i Maona.​—1Ta 2:4, 5, 9, 42-45.

3. Anaran’olona tao amin’ny fokon’i Joda.​—1Ta 4:17.