Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sameka

Sameka

[ס] (samèka).

Litera faha-15 amin’ny abidy hebreo. Samek no feo notononin’ny Efraimita rehefa niezaka niteny hoe “Shiboleta” izy ireo. Miantomboka amin’ny litera shin (שׁ) fa tsy samek anefa ny hoe “Shiboleta.” (Mpts 12:6; jereo koa SINA.) Samy manomboka amin’ny samek ny andininy valo ao amin’ny Salamo 119:113-120, amin’ny teny hebreo.