Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Samla

Samla

(Samlà).

Mpanjakan’i Edoma. Ny anarany no voatonona fahadimy amin’ireo mpanjakan’i Edoma, talohan’ny nisian’ny mpanjaka teo amin’ny zanak’Israely. Avy any Masreka izy.​—Ge 36:31-37; 1Ta 1:47, 48.