Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sansana

Sansana

(Sansàna) [mety hidika hoe Tahon’ny Voankazo Antrendry].

Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’ny faritanin’ny fokon’i Joda. (Js 15:21, 31) Misy mihevitra azy io ho i Kirbet esh-Shamsaniyat (Horvat Sansanna), tokotokony ho 12 km any avaratra avaratratsinanan’i Beri-sheba. Andininy mifanitsy amin’ny Josoa 15:31 ny Josoa 19:5 sy ny 1 Tantara 4:31, ka rehefa ampitahaina ireo dia toa i Sansana ihany no Hazara-sosa (na Hazara-sosima).​—Jereo HAZARA-SOSA.