Saray
(Sarày).
1. [mety hidika hoe Tia Ady]. Anaran’i Saraha vadin’i Abrahama (anarany tany am-boalohany).—Ge 17:15; jereo SARAHA.
2. Anisan’ny taranak’i Binoy nandroaka ny vadiny hafa firenena, taorian’ny sesitany.—Ezr 10:38, 40, 44.