Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sarida

Sarida

(Sarìda).

Tanàna teo amin’ny sisin-tanin’i Zebolona. (Js 19:10, 12) Misy mihevitra azy io ho i Tell Shadod, tokotokony ho 10 km any avaratra avaratratsinanan’i Megido.