Sefama
(Sefàma).
Toerana teo amin’ny sisin-tany atsinanana tamin’ny Tany Nampanantenaina, ary azo inoana fa tsy lavitra an’i Ribla. (No 34:10, 11) Tsy fantatra ankehitriny izay nisy azy io.