Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sefarvaima

Sefarvaima

(Sefarvàima).

Tanàna niavian’ny olona sasany, izay namponenin’ny mpanjakan’i Asyria tany Samaria, rehefa lasa babo ny Israelita. (2Mp 17:24) Toa resin’ny Asyrianina i Sefarvaima sy ny mpanjaka tao talohan’izay. (2Mp 19:13; Is 37:13) Tanisaina miaraka amin’ny toerana hafa tany Syria sy Babylonia i Sefarvaima, ka angamba tany amin’ny iray tamin’ireny faritra ireny.