Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sefarvita

Sefarvita

(Sefarvìta) [An’i Sefarvaima].

Mponin’ny tanànan’i Sefarvaima. Taorian’ny 740 T.K., dia namponenin’ny Asyrianina tany Samaria zanataniny ny mponina sasany tao Sefarvaima. Nentin’ireny Sefarvita ireny niaraka taminy ny fivavahan-disony, anisan’izany ny fanaovana sorona ny zanany tao anaty afo ho an’i Adrameleka sy Anameleka andriamaniny.​—2Mp 17:24, 31-33; 18:34; Is 36:19.