Segoba
(Segòba) [Avo Be; Voaro].
1. Zanakalahin’i Hezrona, sady rain’i Jaira avy amin’ny fokon’i Joda.—1Ta 2:21, 22.
2. Zanaka faralahin’i Hiela Betelita. Tanteraka ilay ozona nambaran’i Josoa, ka maty i Segoba rehefa nanorina indray an’i Jeriko ny rainy, tamin’ny andron’i Ahaba Mpanjaka.—Js 6:26; 1Mp 16:34.