Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sekaka

Sekaka

(Sekàka) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manarona; manakona”].

Tanànan’i Joda tany an-tany efitra. (Js 15:20, 61) Maro no mihevitra azy io ho i Kirbet es-Samrah, eo amin’ny havoana iray tokotokony ho 6 km any andrefan’ny tendrony avaratry ny Ranomasina Maty. I Kirbet es-Samrah dia any afovoan’i el Bokeiʽa (Bikʽat Horekanya), lembalemba ngazana any amin’ny tapany avaratra amin’ny Tany Efitr’i Jodia.