Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Selomy

Selomy

(Selômỳ) [avy amin’ny fototeny midika hoe “fiadanana”].

Lehilahy avy amin’ny fokon’i Asera. Mpiadidy ny zanany lahy ka voatendry hanampy rehefa nozaraina tamin’ny fokon’ny Israely ny Tany Nampanantenaina.​—No 34:17, 18, 27.