Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Semakia

Semakia

(Semakìa) [Nanohana i Jehovah].

Levita zafikelin’i Obeda-edoma. Voatendry ho mpiandry vavahady teo atsimon’ny toerana masina izy tamin’ny fotoana nanjakan’i Davida. Noderaina noho ny fahaizany i Semakia sy ireo rahalahiny.​—1Ta 26:1, 4, 6-8, 15.