Semida HANDEFA Semida (Semìda). Zanakalahin’i Gileada sady zafiafin’i Manase. Ny zanak’i Semida efa-dahy no razamben’ny fianakaviamben’ny Semidita izay voasoratra anarana tamin’ny fanisam-bahoaka faharoa tany an-tany efitra, sady nahazo anjara lova tao amin’ny Tany Nampanantenaina.—No 26:2, 29-32; Js 17:2; 1Ta 7:19. Hanao Pirinty Hizara Hizara Semida Fandalinana ny Soratra Masina Semida Malagasy Semida https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 862