Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Semiramota

Semiramota

(Semi̇̀ramòta).

1. Levita mpitendry zavamaneno, ary anisan’ireo nanotrona rehefa nentina tany Jerosalema ny Vata misy ny fifanekena, izay tao an-tranon’i Obeda-edoma. Nitendry zavamaneno teo anoloan’ny tranolay nisy an’ilay Vata izy, taorian’izay.​—1Ta 15:17, 18, 20, 25; 16:1, 4, 5.

2. Anisan’ireo Levita nirahin’i Josafata hankany amin’ny vahoaka mba hampianatra ny Lalàna azy ireo, tamin’ny 934 T.K.​—2Ta 17:7-9.