Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sera

Sera

(Sèra).

1. Zanakavavin’i Asera, ary “anisan’ny ankohonan’i Jakoba tonga tany Ejipta.”​—Ge 46:7, 17, 27; No 26:46; 1Ta 7:30.

2. [avy amin’ny fototeny midika hoe “mijanona”]. Zanakavavin’i Efraima na zanakavavin’i Beria zanany lahy. Voalaza fa i Sera no nanorina an’i Beti-horona ambany sy ambony ary i Ozena-sera, na dia mety ho ny taranany aza no nanao izany.​—1Ta 7:22-24.