Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Setora

Setora

(Setòra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “manafina”].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Asera. Voatendry hiaraka tamin’ny solontenan’ny foko hafa izy, mba hijery taratra ny tany Kanana. Zanak’i Mikaela izy.​—No 13:2, 3, 13.