Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sibraima

Sibraima

(Sibràima).

Toerana teo amin’ny ilany avaratra tamin’ny sisin-tanin’ny lovan’ny Israely, araka ny fahitana azon’i Ezekiela. (Ezk 47:15-17) Tsy fantatra izay nisy an’i Sibraima, na dia misy aza milaza azy io ho tany amin’ny faritr’i Houms, any atsimon’i Hamata any Syria. Mety ho i Sefarvaima ihany no Sibraima.