Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sifmita

Sifmita

(Sifmìta) [mety hidika hoe An’i Sefama].

Voalaza hoe Sifmita i Zabdy, ilay mpiandraikitra ny tahirin-divain’i Davida. (1Ta 27:27) Mety hidika izany fa avy any Sifmota (1Sa 30:28) na Sefama no fiaviany.​—No 34:10, 11.