Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sifmota

Sifmota

(Sifmòta).

Tanànan’ny fokon’i Joda. “Ho fisaorana” azy io, dia nandefasan’i Davida “fanomezana” avy tamin’ny zavatra azony babo tamin’ny Amalekita izy io. Afaka nivezivezy malalaka tao Sifmota mantsy izy sy ny olony tamin’izy nandositra. (1Sa 30:26-31) Tsy fantatra izay nisy azy io.​—Ampit. 1Ta 27:27; jereo SIFMITA.