Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sila

Sila

(Sìla).

Anaran-toerana tany Jerosalema fahiny, saingy tsy fantatra izay nisy azy. “Tao amin’ilay trano teo amin’ny Dongon-tany, izay tany amin’ny lalana midina ho any Sila” i Joasy Mpanjaka no nisy namono.​—2Mp 12:20.