Simata
(Simàta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mandre; mihaino”].
Vehivavy amonita. Anisan’ireo namono an’i Joasy mpanjakan’ny Joda ny zanany lahy.—2Mp 12:20, 21; 2Ta 24:25, 26.