Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Simeama

Simeama

(Simeàma).

Zanakalahin’i Miklota, ary toa tany Jerosalema izy no nonina. Mpihavana io Benjamita io sy ny razamben’i Saoly Mpanjaka. (1Ta 9:35-39) Simea no iantsoana azy ao amin’ny 1 Tantara 8:32.