Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Simronita

Simronita

(Simrônìta) [An’i Simrona].

Ireo taranak’i Simrona zanakalahin’i Isakara. Nisy 64 300 ireo voasoratra anarana tao amin’ny fianakavian’ny Simronita sy ireo fianakaviana telo hafa anisan’ny fokon’i Isakara, tamin’ilay fanisam-bahoaka faharoa tany an-tany efitra.​—No 26:23-25.