Sinaba
(Sinàba) [avy amin’ny teny akadianina, ary midika hoe “I Sîn [andriamanitra volana] no Rainy”].
Mpanjakan’i Adma. Anisan’ireo mpanjaka dimy tany amin’ny faritra atsimon’ny Ranomasina Maty, izay resy rehefa nikomy tsy nanaiky ho eo ambany fahefan’i Kedorlaomera.—Ge 14:1-10.