Sinita HANDEFA Sinita (Sinìta). Taranak’i Kanana, ary iray amin’ireo fianakaviana 70 velona taorian’ny Safodrano. (Ge 10:15, 17; 1Ta 1:15) Miresaka momba ny toerana maromaro tany Liban nantsoina hoe Sinita ny soratra samihafa fahiny. Tsy fantatra anefa hoe taiza marina no nonenan’ny Sinita. Hanao Pirinty Hizara Hizara Sinita Fandalinana ny Soratra Masina Sinita Malagasy Sinita https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 889