Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Siona

Siona

(Siòna).

1. [Hatsarana]. Anarana hafa niantsoana ny Tendrombohitra Hermona, na anarany taloha. (De 4:48) Mety ho ampahany tamin’ny Tendrombohitra Hermona koa no nantsoina hoe Siona (tsy Ziona), tsy misy hafa amin’ny hoe Senira (anarana niantsoan’ny Amorita an’i Hermona).​—Ampit. De 3:9; 1Ta 5:23; To 4:8; jereo HERMONA.

2. [Avy amin’ny fototeny midika hoe “rava”]. Tanànan’i Isakara. (Js 19:17, 19) Misy mihevitra azy io ho i ʽAyon esh-Shaʽin, any atsinanana kelin’i Nazareta, ary toa mbola mitondra ny anaran’i Siona.