Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Sitray

Sitray

(Sitrày) [Manam-pahefana].

Lehilahy avy any Sarôna ary voatendry hiandraikitra ny ombin’i Davida. Niraoka ahitra tany Sarôna ireo omby ireo.​—1Ta 27:29.